Hankany amin'ny vontoatiny

Myrtales

Avy amin'i Wikipedia
Calothamnus quadrifidus

Ny Myrtales dia filaharan-javamaniry mamony roa ravin-tsimoka. Misy fianakaviana 9 ka hatramin' ny 14 ity filaharana ity arakaraka ny fanasokajiana. Ao amin' ny fanasokajiaa klasikan' i Cronquist (1981), dia misy fianakaviana 12 izy io fa

Fanasokajiana

[hanova | hanova ny fango]

Fanasokajiana klasika

[hanova | hanova ny fango]

Ao amin' ny fanasokajiaa klasikan' i Cronquist (1981), dia misy fianakaviana 12 izy io:

Fanasokajiana filôjrenetika

[hanova | hanova ny fango]

Ao amin' ny fanasokajiana filôjenetika APG (1998), ny firafiny dia niova toy izao manaraka izao:

Ao amin' ny fanasokajiana filôjenetina APG II (2003), ity famaritana io dia nisy fanovana kely:

  • Alzateaceae
  • Combretaceae
  • Crypteroniaceae
  • Heteropyxidaceae
  • Lythraceae
  • Melastomataceae
  • [+/- Memecylaceae]
  • Myrtaceae
  • Oliniaceae
  • Onagraceae
  • Penaeaceae
  • Psiloxylaceae
  • Rhynchocalycaceae
  • Vochysiaceae

Manaiky ny fianakaviana Memecylaceae ny Angiosperm Phylogeny Website (29 Aprily 2007), saingy tsy manaiky ny fianakaviana Psiloxylaceae.

Mametraka ity filaharana ity ho ao anatin' ny Malvidae (fa tsy eo ambanin' ny Rosidae mivantana araka ny fanasokajiana APG II (2003) ny fanasokajiana APG III (2009), ary ao amin' ity fanasokajiana ity dia niova toy izao ny famaritana azy:

  • Alzateaceae S.A.Graham (1985)
  • Combretaceae R.Br. (1810)
  • Crypteroniaceae A.DC. (1868)
  • Lythraceae J.St.-Hil. (1805)
  • Melastomataceae Juss. (1789) (tafiditra ao ny Memecylaceae DC.)
  • Myrtaceae Juss. (1789) (incluant Heteropyxidaceae Engl. & Gilg, Psiloxylaceae Croizat)
  • Onagraceae Juss. (1789)
  • Penaeaceae Sweet ex Guill. (1828) (tafiditra ao ny Oliniaceae Arn. sy ny Rhynchocalycaceae L.A.S. Johnson & B.G.Briggs)
  • Vochysiaceae A.St.-Hil. (1820)