Hankany amin'ny vontoatiny

Theales

Avy amin'i Wikipedia
Vonin' ny dite (Camellia sinensis)

Ny Theales dia filaharan-javamaniry mamony roa ravin-tsimoka. Araka ny fanasokajiana filôjenetika APG II (2003) sy fanasokajiana APG III (2009), dia tsy misy io filaharana io. Ny fianakaviana sasany, toy ny Theaceae, dia napetraka ao anatin' ny Ericales. Ao amin' ny fanasokajian' i Cronquist (1981), dia ahitana ireto fianakaviana 18 manaraka ireto:

  • Actinidiaceae
  • Caryocaraceae
  • Clusiaceae
  • Dipterocarpaceae
  • Elatinaceae
  • Marcgraviaceae
  • Medusagynaceae
  • Ochnaceae
  • Oncothecaceae
  • Paracryphiaceae
  • Pellicieraceae
  • Pentaphylacaceae
  • Quiinaceae
  • Sarcolaenaceae
  • Scytopetalaceae
  • Sphaerosepalaceae
  • Tetrameristaceae
  • Theaceae

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]