fifanampiana
Fiseho
Malagasy
[Ovay]fifanampiana
- Momba ny fanomezana fanampiana na tolotra ho an'ny hafa, mahazo sy manome izay ilaina.
- Kanefa nisy maro ny ady na dia nisy ihany aza ny fifanampiana.
- Tsy maintsy taperina daholo ny fifanampiana fa tsy azo asiana ambiny.