Hankany amin'ny vontoatiny

fitoerana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

fitoerana

  1. Ny toerana mahazatra ametrahana na ahitana zavatra iray.
    • Eto no fitoeran' ilay bokiko, ka mahagaga fa tsy hitako eto ilay izy.
  2. Ny vatana salama no ivon' ny saina salama.
    • Ao amin' ny vatana salama no fitoeran' ny saina salama.
  3. Toerana afaka ipetrahana.
    • Ataovy amin' ny fitoerana maina ireo voankazo ireo.
  4. Toerana iray, na toerana malalaka.
    • Omeo fitoerana kely eo aminareo eo izy.
  5. Zavatra na fitaovana ametrahan-javatra hafa.
    • Fitoeran-dranomainty.