Hankany amin'ny vontoatiny

ilavoamena

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

ilavoamena

  1. Karazana vola izay mitentina 0,10 F no sandany, ka izany hoe antsasaky ny 'voamena'.
    • Hatramin' ny ilavoamena no midina dia atao tomba-maso avokoa.
  2. Ny iray manontolo dia mitentina roa pence. Io dia antsoina hoe antsasaky ny roa pence.
    • Ilavoamena no azony tao aminay.