Hankany amin'ny vontoatiny

kidoro

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

kidoro

  1. Entana vita amin'ny zavatra malefaka ary ampiasaina ho fandriana.
    • Jiafotsy no **kidoro**, fa landy kosa ny firakotra.
    • Dia nipetraka teo ambony **kidoro** aho, nieritreritra izay hatao.
    • Ladina an-tany amin' ny **kidoro** iray hafa no azy telodahy zokiny.