Hankany amin'ny vontoatiny

Louis XVI

Avy amin'i Wikipedia
Louis XVI
Sary:Musée Ingres-Bourdelle - Portrait de Louis XVI - Joseph-Siffred Duplessis - Joconde06070000102.jpg, Duplessis - Louis XVI of France, oval, Versailles.jpg
Ankapobeny
AnaranaLouis XVI
Teraka23 Aogositra 1754
Toerana-
Maty21 Janoary 1793
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Frantsa
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana

Louis XVI (Louis-Auguste ; * 23 Aogositra 1754 - 21 Janoary 1793 tao Paris) no mpanjaka farany tany Frantsa talohan'ny nianjeran'ny fanjakana tamin'ny Revolisiona Frantsay.

Zanakalahin'i Louis, Dauphin de France (zanaka sady mpandova ny Mpanjaka Louis XV), ary Maria Josepha de Saxony, Louis no lasa Dauphin vaovao rehefa maty ny rainy tamin'ny 1765.

Tamin’ny 1770, dia nanambady an’i Marie Antoinette izy. Lasa mpanjakan’i  Frantsa sy Navarre izy tamin’ny nahafatesan’ny raibeny tamin’ny 10 Mey 1774, ary nanjaka hatramin’ny fanafoanana ny fanjakan’ny mpanjaka tamin’ny 21 Septambra 1792.

Mpanjakan'i Frantsa

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Mpanjakan'i Frantsa mpandimby
Louis XV
1715-1774
Louis XVI
1774-1792
-

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Louis, Dauphin of France no rainy. Ny vadiny dia Marie Antoinette. Ny zanany dia Marie Thérèse of France, Louis Joseph, Dauphin of France, Louis XVII of France, Princess Sophie Hélène Béatrice of France.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.