fampitomboana
Fiseho
Malagasy
[Ovay]fampitomboana
- Fampitomboana ny tahan'ny fahazoana tombontsoa ara-tsosialy.
- Tsara ny fampitomboana isa ny tobim-pitsaboana fototra.
- Ny asa na vokatry ny fanampiana na fampitomboana isa na zavatra iray.
- Fanamby maro no voafaritra ao anatin' ireo, toy ny fampitomboana ny tahan' ny fisitrahana ireo raharaha ara-tsosialy, ny ady amin' ny tsy fahampiana sy ny tsy fanjarian-tsakafo.