sendika
Fiseho
Malagasy
[Ovay]sendika
- Fikambanana mpiaro ny tombontsoa iombonana.
- Malalaka ny fidirana amin'ny sendika.
- Vondron'olona miaraka manao asa mitovy na manana tombontsoa iraisana, ka mikambana ho mpiaro izany tombontsoa izany.
Tiorka
[Ovay]sendika
Tsiahy
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy sendika tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)